Jeremiah 35:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
To ny tenin’i Jonadaba, zanak’i Rekaba, izay nanafarany ny zanany tsy hisotro divay, satria tsy misotro tokoa izy mandraka androany fa mahatana ny hafatry ny razany. Ary Izaho efa niteny taminareo, eny, nifoha vao maraina Aho ka niteny, nefa tsy nihaino ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voatandrina ny tenin’i Jônadaba zana-dRekaba; norarany tsy hisotro divay ny zanany, dia tsy nisotro izy ireo noho ny fanekeny ny didin-drainy, mandraka androany; ary izaho niteny taminareo koa, niteny hatramin’ny vao maraina aza, nefa tsy nihaino Ahy ianareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jônadaba, zanakalahin’i Rekaba, dia nandidy ireo zanany mba tsy hisotro divay, ary nankatoavin’ny Rekabita ny teniny; ka tsy nikasika divay ireo mandraka androany, satria nitana ny hafa-drazany. Izaho anefa, na dia tsy nitsahatra nampitandrina anareo aza, dia tsy mba nohenoinareo akory.
Malagasy Bible 1865
To ny tenin'i Jonadaba, zanak'i Rekaba, izay nanafarany ny zanany tsy hisotro divay, fa tsy misotro tokoa izy mandraka androany, fa mahatana ny hafa-drazany, ary Izaho efa niteny taminareo, eny, nifoha maraina koa Aho ka niteny, nefa tsy nihaino ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
To ny tenin’i Jonadaba, zanak’i Rekaba, izay nanafarany ny zanany tsy hisotro divay, satria tsy misotro tokoa izy mandraka androany fa mahatana ny hafatry ny razany. Ary Izaho efa niteny taminareo, eny, nifoha vao maraina Aho ka niteny, nefa tsy nihaino ianareo.
malagasy