Jeremiah 35:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nankatoavin’ny zanak’i Jonadaba, zanak’i Rekaba, ny hafatry ny razany, izay nanafarany azy; fa ity firenena ity kosa dia tsy mba nihaino Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, ny taranak’i Jônadaba zana-dRekaba, nitandrina ny didy napetraky ny razany taminy; fa ity vahoaka ity kosa, tsy mba mihaino Ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Rekabita dia nankatò ny hafatra azony tamin’i Jônadaba razambeny, fa ianareo vahoakan’i Joda kosa tsy mba nihaino Ahy.»
Malagasy Bible 1865
Eny, nankatoavin'ny zanak'i Jonadaba, zanak'i Rekaba, ny hafa-drazany, izay nanafarany azy; fa ity firenena ity kosa tsy mba nihaino Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nankatoavin’ny zanak’i Jonadaba, zanak’i Rekaba, ny hafatry ny razany, izay nanafarany azy; fa ity firenena ity kosa dia tsy mba nihaino Ahy.
malagasy
Eny, nankatoavin'ny zanak'i Jonadaba, zanak'i Rekaba, ny hafa-drazany, izay nanafarany azy; fa ity firenena ity kosa tsy mba nihaino Ahy.