Jeremiah 35:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankanesa any amin’ny taranak’i Rekaba ary mitenena aminy, dia ampidiro ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ao amin’ny efitrano iray, izy, ka omeo divay hosotroiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana ianao mankany amin’ny fianakavian’i Rekabita, ka mitenena aminy. Ento ho ao an-tranon’i Iaveh amin’ny efitrano anankiray izy ireo, ka tolory divay hosotroiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandehana mankany amin’ny fokon’ny Rekabita ka reseo lahatra izy mba hankao amin’ny efitra iray ao an-tranoko, dia rosoy divay hosotroiny.»
Malagasy Bible 1865
Mankanesa any amin'ny taranak'i Rekaba, ary mitenena aminy, dia ampidiro ao an-tranon'i Jehovah, ao amin'ny efi-trano anankiray, izy, ka omeo divay hosotroiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankanesa any amin’ny taranak’i Rekaba ary mitenena aminy, dia ampidiro ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ao amin’ny efitrano iray, izy, ka omeo divay hosotroiny.
malagasy
Mankanesa any amin'ny taranak'i Rekaba, ary mitenena aminy, dia ampidiro ao an-tranon'i Jehovah, ao amin'ny efi-trano anankiray, izy, ka omeo divay hosotroiny.