Jeremiah 35:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia nalaiko i Jezoniasa zanak’i Jeremia zanak’i Habsaniasa, mbamin’ireo rahalahiny sy ireo zanany rehetra ary ny fianakavian-dRekabita rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia nalaiko Jazania, zanak'i Jeremia, zanak'i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin'ny taranak'i Rekaba rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra,
malagasy
Dia nalaiko Jazania, zanak'i Jeremia, zanak'i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin'ny taranak'i Rekaba rehetra,