Jeremiah 35:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nampidiriko ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO izy, dia tao amin’ny efitranon’ny taranak’i Hanana, zanak’i Jigdalia, lehilahin’Andriamanitra, izay ao anilan’ny efitranon’ny mpanapaka, ao ambonin’ny efitranon’i Mahaseia, zanak’i Saloma, mpiambina ny varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nampidiriko tao an-tranon’i Iaveh, tamin’ny efitranon’i Hanàna, zanak’i Jegdeliasa, olon’Andriamanitra, anilan’ny efitranon’ireo loholona sy ao ambonin’ny efitranon’i Maasiasa, zanak’i Seloma mpiandry varavarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampidiriko tao amin’ny efitra iray tao an-tranon’ny TOMPO izy, dia tao amin’ny efitra voatokana ho an’ny mpianatr’i Hanàna, izay lehilahy masina sady zanakalahin’i Jigdalià. Io efitra io dia teo akaikin’ilay efitranon’ireo lehibe ary teo ambonin’ny an’i Mahaseià, zanakalahin’i Salòma izay mpisorona miambina ny varavarana fidirana amin’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
ka nampidiriko ho ao amin'ny tranon'i Jehovah izy, dia tao amin'ny efi-tranon'ny taranak'i Hanana zanak'i Jigdalia, lehilahin'Andriamanitra, izay ao anilan'ny efi-tranon'ny mpanapaka, ao ambonin'ny efi-tranon'i Mahaseia, zanak'i Saloma, mpiandry varavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nampidiriko ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO izy, dia tao amin’ny efitranon’ny taranak’i Hanana, zanak’i Jigdalia, lehilahin’Andriamanitra, izay ao anilan’ny efitranon’ny mpanapaka, ao ambonin’ny efitranon’i Mahaseia, zanak’i Saloma, mpiambina ny varavarana.
malagasy