Jeremiah 35:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa i Jonadaba, zanak’i Rekaba, razanay, efa nanafatra anay hoe: Aza mba misotro divay mandrakizay ianareo na ny taranakareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa izy ireo: «Tsy mba misotro divay izahay: satria izao no didy napetrak’i Jônadaba, zana-dRekaba, razanay, taminay: ‹Aza misy misotro divay, na ianareo na ny zanakareo mandrakizay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa namaly izy hoe: –Tsy misotro divay izahay, satria i Jônadaba, zanakalahin’i Rekaba sady razanay, dia efa nandidy anay hoe: «Aza misotro divay na oviana na oviana, na ianareo na ny taranakareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa Jonadaba, zanak'i Rekaba, razanay efa nafatra anay hoe: Aza mba misotro divay ianareo na ny taranakareo mandrakizay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa i Jonadaba, zanak’i Rekaba, razanay, efa nanafatra anay hoe: Aza mba misotro divay mandrakizay ianareo na ny taranakareo;
malagasy
Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa Jonadaba, zanak'i Rekaba, razanay efa nafatra anay hoe: Aza mba misotro divay ianareo na ny taranakareo mandrakizay;