Jeremiah 36:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO izao teny izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahefatra, nanjakan’i Jôakima zanak’i Josiasa mpanjakan’i Jodà, dia izao no teny avy any amin’i Iaveh, tonga tamin’i Jeremia:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakàn’i Jôiakima zanakalahin’i Josià sady mpanjakan’i Joda, no tonga tamin’i Jeremià izao teny avy tamin’ny TOMPO izao nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, dia tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah izao teny izao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO izao teny izao:
malagasy
[Ny nanoratana ny tenin'i Jeremia, sy ny namakiana azy teo an-kianjan'ny tempoly] Ary tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, dia tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah izao teny izao hoe: