Jeremiah 36:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Mika, zanak’i Gemaria, zanak’i Safana, ny tenin’NY TOMPO rehetra tamin’ny boky,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre ny tenin’i Iaveh rehetra, tao amin’ny boky, i Mikea zanak’i Gamariasa zanak’i Safàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nandre ny tenin’ny TOMPO rehetra izay novakin’i Baròka tao amin’ny horonan-taratasy i Mikaià, zanakalahin’i Gemarià sy zafikelin’i Safàna,
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Mikaia, zanak'i Gemaria, zanak'i Safana, ny tenin'i Jehovah rehetra tamin'ny boky,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Mika, zanak’i Gemaria, zanak’i Safana, ny tenin’NY TOMPO rehetra tamin’ny boky,
malagasy
Ary nony ren'i Mikaia, zanak'i Gemaria, zanak'i Safana, ny tenin'i Jehovah rehetra tamin'ny boky,