Jeremiah 36:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambaran’i Mika azy ny teny rehetra izay efa reny tamin’ny namakian’i Baroka ny taratasy teo anatrehan’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nambaran’i Mikea tamin’izy ireo avokoa, ny teny reny tamin’ny namakian’i Baròka azy tao amin’ny boky ho ren’ny sofin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantarain’i Mikaià azy ny teny rehetra reny avy fony i Baròka namaky mafy teo anatrehan’ny olona rehetra ny hafatra voasoratra tao amin’ny horonan-taratasy.
Malagasy Bible 1865
Dia nambaran'i Mikaia azy ny teny rehetra izay efa reny tamin'ny namakian'i Baroka ny taratasy teo anatrehan'ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambaran’i Mika azy ny teny rehetra izay efa reny tamin’ny namakian’i Baroka ny taratasy teo anatrehan’ny vahoaka.
malagasy
Dia nambaran'i Mikaia azy ny teny rehetra izay efa reny tamin'ny namakian'i Baroka ny taratasy teo anatrehan'ny vahoaka.