Jeremiah 36:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy ireo taminy: Mipetraha ary ka vakio eto anatrehanay. Dia novakin’i Baroka teo anatrehany ilay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ireo taminy: «Mipetraha ianao ka vakio izany ho ren’ny sofinay.» Dia namaky izany teo an-tsofin’izy ireo i Baròka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ireo tamin’i Baròka: –Mipetraha ianao, ary vakio aminay iny horonan-taratasy iny. Dia novakîny taminy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy Ireo taminy: Mipetraha ary, ka vakio eto anatrehanay. Dia novakin'i Baroka teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy ireo taminy: Mipetraha ary ka vakio eto anatrehanay. Dia novakin’i Baroka teo anatrehany ilay izy.
malagasy
Ary hoy izy Ireo taminy: Mipetraha ary, ka vakio eto anatrehanay. Dia novakin'i Baroka teo anatrehany.