Jeremiah 36:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa reny ny teny rehetra, dia nifampijerijery tamin-tahotra izy ireo, ary hoy izy tamin’i Baroka: Tsy maintsy holazainay amin’ny mpanjaka izany teny rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nandre izany teny rehetra izany izy ireo dia nifampijery tamin-tahotra, ka nanao tamin’i Baròka hoe: «Tsy maintsy ambaranay amin’ny mpanjaka avokoa izany teny rehetra izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’ireto mpitondra fanjakana ny teny rehetra, dia nifampijerijery tamin-tahotra izy ka nilaza tamin’i Baròka hoe: –Tsy maintsy ampitainay amin’ny mpanjaka izany teny rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa reny ny teny rehetra, dia nifampijerijery tamin-tahotra izy, ka hoy izy tamin'i Baroka: Tsy maintsy holazainay amin'ny mpanjaka izany teny rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa reny ny teny rehetra, dia nifampijerijery tamin-tahotra izy ireo, ary hoy izy tamin’i Baroka: Tsy maintsy holazainay amin’ny mpanjaka izany teny rehetra izany.
malagasy
Ary rehefa reny ny teny rehetra, dia nifampijerijery tamin-tahotra izy, ka hoy izy tamin'i Baroka: Tsy maintsy holazainay amin'ny mpanjaka izany teny rehetra izany.