Jeremiah 36:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny fomba nanoratanao izao teny rehetra izao avy teo am-bavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanontany an’i Baròka izy ireo, nanao hoe: «Lazao aminay izay nanoratanao izany teny rehetra izany avy tamin’ny vavany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany an’i Baròka ireo hoe: –Mba hazavao aminay ny fomba nanoratanao ireo hafatra rehetra ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny nanoratanao izao teny rehetra izao avy tamin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny fomba nanoratanao izao teny rehetra izao avy teo am-bavany.
malagasy
Ary Baroka dia nadininy hoe: Lazao aminay ny nanoratanao izao teny rehetra izao avy tamin'ny vavany.