Jeremiah 36:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Baroka taminy: Izy no nanonona izany teny rehetra izany tamiko, dia nosoratako an-taratasy tamin’ny ranomainty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Baròka taminy: «Nanonona am-bava izany teny rehetra izany izy; ka nosoratako tao amin’ny boky tamin’ny ranomainty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Baròka hoe: –I Jeremià no nanonona tamiko ireo hafatra rehetra ireo, ary izaho kosa no nanoratra azy tamin’ny ranomainty teo amin’ny horonan-taratasy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Baroka taminy: Ny vavany no nanonona izany teny rehetra izany tamiko, ka dia nosoratako an-taratasy tamin'ny ranomainty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Baroka taminy: Izy no nanonona izany teny rehetra izany tamiko, dia nosoratako an-taratasy tamin’ny ranomainty.
malagasy
Dia hoy Baroka taminy: Ny vavany no nanonona izany teny rehetra izany tamiko, ka dia nosoratako an-taratasy tamin'ny ranomainty.