Jeremiah 36:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanapaka tamin’i Baroka: Mandehana ka miere ianao sy i Jeremia ary aoka tsy hisy olona hahita izay itoeranareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ireto lehibe tamin’i Baròka: «Mandehana miery ianao sy i Jeremia, ka aoka tsy hisy olona hahalala izay misy anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo mpitondra fanjakana ambony tamin’i Baròka: –Mandehàna miafina ianao sy i Jeremià, ka aoka tsy hisy hahalala izay misy anareo!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanapaka tamin'i Baroka: Mandehana, ka miere ianao sy Jeremia, ary aoka tsy hisy olona hahita izay itoeranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanapaka tamin’i Baroka: Mandehana ka miere ianao sy i Jeremia ary aoka tsy hisy olona hahita izay itoeranareo.
malagasy
Dia hoy ny mpanapaka tamin'i Baroka: Mandehana, ka miere ianao sy Jeremia, ary aoka tsy hisy olona hahita izay itoeranareo.