Jeremiah 36:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nipetraka tao amin’ny trano fitoerana amin’ny ririnina ny mpanjaka tamin’ny volana fahasivy, ary nisy afo nirehitra teo am-patana teo anoloany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka izany nipetraka tao an’efitrano ririnina tamin’ny volana fahasivy; ary voarehitra afo teo anoloany ny fatana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria volana fahasivy tamin’izay dia nipetraka tao amin’ny trano fandaniany ny ririnina ny mpanjaka, ary nisy afo nirehitra teo am-patana teo anoloany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nipetraka tao an-trano ririnina tamin'ny volana fahasivy, sady nisy afo nirehitra teo am-patana teo anoloany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nipetraka tao amin’ny trano fitoerana amin’ny ririnina ny mpanjaka tamin’ny volana fahasivy, ary nisy afo nirehitra teo am-patana teo anoloany.
malagasy
Ary ny mpanjaka nipetraka tao an-trano ririnina tamin'ny volana fahasivy, sady nisy afo nirehitra teo am-patana teo anoloany.