Jeremiah 36:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba natahotra akory ireo na nandriatra ny fitafiany, na ny mpanjaka, na ny mpanompony rehetra, izay nandre izany teny rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba natahotra na nandriatra ny fitafiana akory ny mpanjaka sy ireto mpanompony rehetra izay nandre izany teny rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takatry ny mpanjaka sy ireo manamboninahiny tokoa ny hafatra voasoratra tao amin’ny horonan-taratasy, nefa tsy nampiseho tahotra na mariky ny alahelo akory izy.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny natahotra akory ireo na nandriatra ny fitafiany, na ny mpanjaka, na ny mpanompony rehetra, izay efa nandre izany teny rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba natahotra akory ireo na nandriatra ny fitafiany, na ny mpanjaka, na ny mpanompony rehetra, izay nandre izany teny rehetra izany.
malagasy
Nefa ny natahotra akory ireo na nandriatra ny fitafiany, na ny mpanjaka, na ny mpanompony rehetra, izay efa nandre izany teny rehetra izany.