Jeremiah 36:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia efa nifona tamin’ny mpanjaka aza i Elnatana sy i Delaia ary i Gemaria, mba tsy handoroany ny horonan-taratasy, dia tsy nety nihaino azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nihanta mafy tamin’ny mpanjaka anefa i Elnatàna sy i Dalaiasa ary i Gamariasa, mba tsy handoro ilay horonan-taratasy; fa tsy nohenoiny izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia niangavy mafy tamin’ny mpanjaka aza i Elnatàna sy i Delaià ary i Gemarià mba tsy handoroany ny horonan-taratasy, dia tsy nohenoiny;
Malagasy Bible 1865
Ary na dia efa nifona tamin'ny mpanjaka aza Elnatana sy Delaia ary Gemaria, mba tsy handoro ny horonan-taratasy, dia tsy nety nihaino azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia efa nifona tamin’ny mpanjaka aza i Elnatana sy i Delaia ary i Gemaria, mba tsy handoroany ny horonan-taratasy, dia tsy nety nihaino azy izy.
malagasy
Ary na dia efa nifona tamin'ny mpanjaka aza Elnatana sy Delaia ary Gemaria, mba tsy handoro ny horonan-taratasy, dia tsy nety nihaino azy izy.