Jeremiah 36:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, taorianan’ny nandoroan’ny mpanjaka ny horonan-taratasy sy ny teny izay nosoratan’i Baroka avy tamin’ny vavan’i Jeremia hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary natao tamin’i Jeremia ny tenin’i Iaveh, taorian’ny nandoran’ny mpanjaka ny horonan-taratasy, mbamin’ny teny nosoratan’i Baròka araka ny nanononan’i Jeremia azy, dia toy izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nandoroan’ny mpanjaka ny horonan-taratasy nisy ny hafatra rehetra izay nosoratan’i Baròka avy tamin’ny fanononan’i Jeremià, dia tonga tamin’i Jeremià ny baikon’ny TOMPO nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, taorian'ny nandoroan'ny mpanjaka ny horonan-taratasy sy ny teny izay nosoratan'i Baroka avy tamin'ny vavan'i Jeremia, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, taorianan’ny nandoroan’ny mpanjaka ny horonan-taratasy sy ny teny izay nosoratan’i Baroka avy tamin’ny vavan’i Jeremia hoe:
malagasy
Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, taorian'ny nandoroan'ny mpanjaka ny horonan-taratasy sy ny teny izay nosoratan'i Baroka avy tamin'ny vavan'i Jeremia, nanao hoe: