Jeremiah 36:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Makà indray horonan-taratasy hafa koa ianao ka soraty aminy ilay teny rehetra tamin’ny horonan-taratasy teo, dia ilay nodoran’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana maka horonan-taratasy hafa indray ianao; ka soraty ao avokoa ireo teny voalohany, tao amin’ilay horonan-taratasy voalohany, nodoran’i Jôakima mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Makà horonan-taratasy iray hafa ianao ka soraty ao ireo hafatra rehetra tamin’ny horonan-taratasy voalohany izay nodoran’i Jôiakima mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Makà horonan-taratasy hafa koa indray ianao, ka soraty aminy ilay teny rehetra tamin'ny horonan-taratasy teo, dia ilay nodoran'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Makà indray horonan-taratasy hafa koa ianao ka soraty aminy ilay teny rehetra tamin’ny horonan-taratasy teo, dia ilay nodoran’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda.
malagasy
Makà horonan-taratasy hafa koa indray ianao, ka soraty aminy ilay teny rehetra tamin'ny horonan-taratasy teo, dia ilay nodoran'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda.