Jeremiah 36:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Angamba hohenoin’ny taranak’i Joda ny loza rehetra izay kasaiko hatao aminy ka samy hiala amin’ny lalany ratsy avy izy dia havelako ny helony sy ny fahotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa angamba dia hohenoin’ny taranak’i Jodà ny loza rehetra kasaiko hatao aminy, mba hiovany, hialany amin’ny lalan-dratsiny avy, ka hamelako ny helony amam-pahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angamba hahatakatra ny fikasàko handefa loza aminy ny olon’i Joda, ka samy hiala amin’ny fitondrantena ratsiny, dia havelako ny heloka amam-pahotany.»
Malagasy Bible 1865
Angamba hoheverin 'ny taranak'i Joda ny loza rehetra izay kasaiko hatao aminy, dia samy hiala amin'ny lalany ratsy avy izy, ka havelako ny helony sy ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Angamba hohenoin’ny taranak’i Joda ny loza rehetra izay kasaiko hatao aminy ka samy hiala amin’ny lalany ratsy avy izy dia havelako ny helony sy ny fahotany.
malagasy
Angamba hoheverin'ny taranak'i Joda ny loza rehetra izay kasaiko hatao aminy, dia samy hiala amin'ny lalany ratsy avy izy, ka havelako ny helony sy ny fahotany.[Heb. hohenoin']