Jeremiah 36:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso an’i Baroka, zanak’i Neria i Jeremia; dia nosoratan’i Baroka tamin’ny horonan-taratasy ny tenin’NY TOMPO rehetra avy tamin’ny vavan’i Jeremia, dia izay efa nolazain’NY TOMPO taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso an’i Baròka zanak’i Nerià, i Jeremia, ka ny teny rehetra nolazain’i Iaveh tamin’i Jeremia, dia nosoratan’i Baròka tamin’ny horonan-taratasy araka ny nanononany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso an’i Baròka zanakalahin’i Nerià i Jeremià, ka nanonona taminy ny hafatra rehetra izay nampitondrain’ny TOMPO azy; ary nosoratan’i Baròka tamin’ny horonan-taratasy ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeremia niantso an'i Baroka, zanak'i Neria, ary dia nosoratan'i Baroka tamin'ny horonan-taratasy ny tenin'i Jehovah rehetra avy tamin'ny vavan'i Jeremia, dia izay efa nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso an’i Baroka, zanak’i Neria i Jeremia; dia nosoratan’i Baroka tamin’ny horonan-taratasy ny tenin’NY TOMPO rehetra avy tamin’ny vavan’i Jeremia, dia izay efa nolazain’NY TOMPO taminy.
malagasy
Ary Jeremia niantso an'i Baroka, zanak'i Neria, ary dia nosoratan'i Baroka tamin'ny horonan-taratasy ny tenin'i Jehovah rehetra avy tamin'ny vavan'i Jeremia, dia izay efa nolazainy taminy.