Jeremiah 36:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy an’i Baroka i Jeremia hoe: Izaho ity voatazona ka tsy afaka mankany amin’ny tranon’NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, nanome didy an’i Baròka i Jeremia, nanao hoe: «Izaho ity, voasakana, ka tsy afa-mankany an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nandidy an’i Baròka i Jeremià hoe: «Sakanana tsy hiditra ao an- tranon’ny TOMPO aho, ka tsy afaka mankany ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeremia nandidy an'i Baroka hoe: Izaho izao dia voahazona ka tsy afaka mankany an-tranon'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy an’i Baroka i Jeremia hoe: Izaho ity voatazona ka tsy afaka mankany amin’ny tranon’NY TOMPO;
malagasy
Ary Jeremia nandidy an'i Baroka hoe: Izaho izao dia voahazona ka tsy afaka mankany an-tranon'i Jehovah;