Jeremiah 37:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nivoaka avy tao Jerosalema i Jeremia hankany amin’ny tanin’ny Benjamina mba handray izay anjara lovany eo amin’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nivoaka avy ao Jerosalema koa i Jeremia, hankany amin’ny tanin’i Benjamina, mba handray ao izay anjarany eo amin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nivoaka ny tanàna i Jeremià hankany amin’ny faritanin’i Benjamîna mba handray anjara amin’ny fizaràn-tany ataon’ny fianakaviany.
Malagasy Bible 1865
dia nivoaka Jeremia avy tao Jerosalema hankany amin'ny tanin'ny Benjamina mba handray izay anjarany eo amin'ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nivoaka avy tao Jerosalema i Jeremia hankany amin’ny tanin’ny Benjamina mba handray izay anjara lovany eo amin’ny vahoaka.
malagasy
dia nivoaka Jeremia avy tao Jerosalema hankany amin'ny tanin'ny Benjamina mba handray izay anjarany eo amin'ny vahoaka.