Jeremiah 37:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Jeremia: Lainga izany. Tsy miray tetika amin’ny Kaldeana aho. Nefa tsy nino azy ireo ka nosamborin’i Jiria ihany i Jeremia ary noentiny ho ao amin’ny mpanapaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jeremia: «Tsy marina izany, tsy miandany amin’ny Kaldeanina aho.» Tsy nihaino izany akory anefa i Jeriasa, fa nosamboriny ihany i Jeremia, dia nentiny nankany amin’ny lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jeremià hoe: –Lainga izany, tsy miandany amin’ny Babilônianina aho. Nefa tsy nino izany i Jirià fa nisambotra an’i Jeremià ary nitondra azy ho any amin’ny lehibeny.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jeremia: Lainga izany. Tsy miray tetika amin'ny Kaldeana aho. Nefa tsy nino azy ireo, ka dia nosamborin'i Jiria ihany Jeremia ary nentiny ho ao amin'ny mpanapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Jeremia: Lainga izany. Tsy miray tetika amin’ny Kaldeana aho. Nefa tsy nino azy ireo ka nosamborin’i Jiria ihany i Jeremia ary noentiny ho ao amin’ny mpanapaka.
malagasy
Fa hoy Jeremia: Lainga izany. Tsy miray tetika amin'ny Kaldeana aho. Nefa tsy nino azy ireo, ka dia nosamborin'i Jiria ihany Jeremia ary nentiny ho ao amin'ny mpanapaka.