Jeremiah 37:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tezitra tamin’i Jeremia ny mpanapaka ka nikapoka azy, dia nandatsaka azy tao an-tranomaizina tao amin’ny tranon’i Jonatana mpitantsoratra; fa izany no nataony tranomaizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisafoaka tamin’i Jeremia ny lehibe; nikapoka azy izy ireo ary nandatsaka azy an-tranomaizina, tao amin’ny tranon’i Jonatàna mpanoratra, fa nataony tranomaizina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra tamin’i Jeremià kosa ireto ka nikapoka azy sady nanagadra azy tao an-tranon’i Jônatàna mpitantsora-panjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary tezitra tamin'i Jeremia ny mpanapaka ka nikapoka azy, dia nandatsaka azy tao an-trano-maizina tao amin'ny tranon'i Jonatana mpanoratra; fa izany no nataony trano-maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tezitra tamin’i Jeremia ny mpanapaka ka nikapoka azy, dia nandatsaka azy tao an-tranomaizina tao amin’ny tranon’i Jonatana mpitantsoratra; fa izany no nataony tranomaizina.
malagasy
Ary tezitra tamin'i Jeremia ny mpanapaka ka nikapoka azy, dia nandatsaka azy tao an-trano-maizina tao amin'ny tranon'i Jonatana mpanoratra; fa izany no nataony trano-maizina.