Jeremiah 37:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naiditra tao an-tranomaizina, tao amin’ny efitra iray, i Jeremia, ary efa nitoetra tao andro maro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa tafiditra tao an-davaka ambanin’ny andohalambo i Jeremia, sady efa nitoetra tao andro maro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naiditra tao amin’ilay efitra miendrika an-dohalambo i Jeremià. Efa ela nitoerana tao amin’io tranomaizina io Jeremià
Malagasy Bible 1865
Ary nony tafiditra tao an-trano-maizina, tao amin'ilay niefitrefitra, Jeremia, ka efa nitoetra tao andro maro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naiditra tao an-tranomaizina, tao amin’ny efitra iray, i Jeremia, ary efa nitoetra tao andro maro izy.
malagasy
Ary nony tafiditra tao an-trano-maizina, tao amin'ilay niefitrefitra, Jeremia, ka efa nitoetra tao andro maro,