Jeremiah 37:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka haka azy i Zedekia mpanjaka; dia nanontany azy mangingina tao an-tranony ny mpanjaka hoe: Moa misy teny avy tamin’NY TOMPO tokoa va? Dia hoy i Jeremia: Eny, misy; ary hoy koa izy: Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vao nanirahan’i Sedesiasa nesorina tao. Dia nanontany mangingina tao an-tranony izy nataony hoe: «Moa misy teny avy amin’i Iaveh?» Ka hoy ny navalin’i Jeremia: «Eny!» sady nampiany hoe: «Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no nanirahan’i Tsedekià olona haka azy mba hanontaniany mangina tao an-dapany hoe: –Moa misy hafatry ny TOMPO tokoa va ho ahy? Ka novalian’i Jeremià hoe: –Eny, dia inty: «Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna ianao.»
Malagasy Bible 1865
dia naniraka haka azy Zedekia mpanjaka; ary ny mpanjaka nanontany azy mangingina tao an-tranony nanao hoe: Moa misy teny avy tamin'i Jehovah tokoa va? Dia hoy Jeremia: Eny, misy; ary hoy koa izy: Hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka haka azy i Zedekia mpanjaka; dia nanontany azy mangingina tao an-tranony ny mpanjaka hoe: Moa misy teny avy tamin’NY TOMPO tokoa va? Dia hoy i Jeremia: Eny, misy; ary hoy koa izy: Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona ianao.
malagasy