Jeremiah 37:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Jeremia tamin’i Zedekia mpanjaka: Inona no ratsy nataoko taminao, na tamin’ny mpanomponao, na tamin’ity firenena ity, no dia nataonareo an-tranomaizina aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa i Jeremia tamin’i Sedesiasa mpanjaka: «Inona no ratsy nataoko taminao na tamin’ireo mpanomponao na tamin’ity vahoaka ity, no dia nalatsakareo an-tranomaizina aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jeremià tamin’i Tsedekià mpanjaka: –Inona no heloka nataoko taminao na tamin’ny manamboninahitrao na tamin’ny mponina eto amin’ity tanàna ity no dia nataonareo an-tranomaizina aho?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Jeremia tamin'i Zedekia mpanjaka: Inona no ratsy nataoko taminao, na tamin'ny mpanomponao, na tamin'ity firenena ity, no dia nataonareo tao an-trano-maizina aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Jeremia tamin’i Zedekia mpanjaka: Inona no ratsy nataoko taminao, na tamin’ny mpanomponao, na tamin’ity firenena ity, no dia nataonareo an-tranomaizina aho?
malagasy
Ary hoy koa Jeremia tamin'i Zedekia mpanjaka: Inona no ratsy nataoko taminao, na tamin'ny mpanomponao, na tamin'ity firenena ity, no dia nataonareo tao an-trano-maizina aho?