Jeremiah 37:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka dia samy tsy nihaino ny tenin’NY TOMPO, izay nampilazainy an’i Jeremia mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa na izy, na ny mpanompony, na ny ankapobem-bahoaka tao amin’ny tany, dia samy tsy nihaino ny tenin’i Iaveh izay notononiny tamin’ny alalan’i Jeremia mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, na i Tsedekià na ireo tandapany na ireo vahoakan’i Joda, dia samy tsy nihaino ny fampitandremana izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany.
Malagasy Bible 1865
nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka, dia samy tsy nihaino ny tenin'i Jehovah, izay nampilazainy an'i Jeremia mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka dia samy tsy nihaino ny tenin’NY TOMPO, izay nampilazainy an’i Jeremia mpaminany.
malagasy
nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka, dia samy tsy nihaino ny tenin'i Jehovah, izay nampilazainy an'i Jeremia mpaminany.