Jeremiah 37:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany dia mbola afaka nivezivezy teo amin’ny olona ihany i Jeremia; fa tsy mbola nataony tao an-tranomaizina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jeremia nifanerasera teo afovoan’ny vahoaka ihany, ary mbola tsy natao an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay fotoana izay dia tsy mbola voatana an-tranomaizina i Jeremià, ka afaka nivezivezy malalaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeremia mbola niditra sy nivoaka teo amin'ny olona ihany; fa tsy mbola nataony tao an-trano-maizina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany dia mbola afaka nivezivezy teo amin’ny olona ihany i Jeremia; fa tsy mbola nataony tao an-tranomaizina izy.
malagasy
Ary Jeremia mbola niditra sy nivoaka teo amin'ny olona ihany; fa tsy mbola nataony tao an-trano-maizina izy.