Jeremiah 37:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa niainga avy tany Ejipta ny miaramilan’i Farao ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an’i Jerosalema, dia niala tao Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tafik’i Faraôna kosa efa nivoaka niala teny Ejipta; ary ny Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema, nony nandre izany, dia nanalavitra an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tafiky ny Farao dia efa niainga avy tany Ejipta rahateo; koa raha nandre izany ny Babilônianina, izay teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema, dia nihataka kely niala an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary efa niainga avy tany Egypta ny miaramilan'i Farao, ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an'i Jerosalema, dia niala tany Jerosalema izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa niainga avy tany Ejipta ny miaramilan’i Farao ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an’i Jerosalema, dia niala tao Jerosalema.
malagasy
Ary efa niainga avy tany Egypta ny miaramilan'i Farao, ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an'i Jerosalema, dia niala tany Jerosalema izy.