Jeremiah 37:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Izao no lazaonareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hankaty Amiko mba hanontany Ahy: Indro, ny miaramilan’i Farao, izay efa niainga hamonjy anareo, dia hiverina ho any Ejipta taniny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no teny hataonareo amin’ny mpanjakan’i Jodà naniraka anareo hanontany amiko: Ny tafik’i Faraôna izay efa nivoaka hamonjy anareo, dia hiverina ho any amin’ny taniny any Ejipta indray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: ‹Ny mpanjakan’i Joda izay naniraka anareo hanontany Ahy dia ilazao hoe: Ny tafiky ny Farao, izay efa niainga mba hamonjy anareo, dia niverina ilalana ka nody any Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no lazaonareo amin'ny mpanjakan'ny Joda, izay naniraka anareo hankatỳ amiko hanontany amiko: Indro, ny miaramilan'i Farao, izay efa niainga hamonjy anareo, dia hiverina ho any Egypta taniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Izao no lazaonareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hankaty Amiko mba hanontany Ahy: Indro, ny miaramilan’i Farao, izay efa niainga hamonjy anareo, dia hiverina ho any Ejipta taniny;
malagasy