Jeremiah 37:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho avy indray ny Kaldeana dia hamely ity tanàna ity sady haka azy ary handoro azy amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny Kaldeanina kosa hiverina atỳ ary hiady amin’ity tanàna ity, sady hahafaka azy sy handoro azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy indray kosa ny Babilônianina hanafika ity tanàna ity ka hahazo azy sady handoro azy amin’ny afo.
Malagasy Bible 1865
fa ho avy indray ny Kaldeana ka hamely ity tanana ity sady hanafaka azy sy handoro azy amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho avy indray ny Kaldeana dia hamely ity tanàna ity sady haka azy ary handoro azy amin’ny afo.
malagasy
fa ho avy indray ny Kaldeana ka hamely ity tanana ity sady hanafaka azy sy handoro azy amin'ny afo.