Jeremiah 37:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Aza mamita-tena foana ianareo ka miteny hoe: Hiala amintsika tokoa ny Kaldeana; fa tsy hiala izy tsy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Aza mamita-tena foana ianareo, ka manao hoe: «Handeha tokoa ho any lavitra antsika any ny Kaldeanina»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao koa no lazaiko aminareo: Aza mamita-tena foana ka hihevitra fa lasa tanteraka ny Babilônianina, satria tsy nandeha velively ireo!
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Aza mamita-tena foana ianareo ka manao hoe: Hiala amintsika tokoa ny Kaldeana; fa tsy hiala izy tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Aza mamita-tena foana ianareo ka miteny hoe: Hiala amintsika tokoa ny Kaldeana; fa tsy hiala izy tsy akory.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Aza mamita-tena foana ianareo ka manao hoe: Hiala amintsika tokoa ny Kaldeana; fa tsy hiala izy tsy akory.