Jeremiah 38:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Safatia, zanak’i Matana, sy i Gedalia, zanak’i Pasora, ary i Jokala, zanak’i Selemia, sy i Pasora, zanak’i Malkia, dia nandre ny teny izay nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Safatiasa zanak’i Matàna, i Gedeliasa zanak’i Fasora, ary i Jokaly zanak’i Selemiasa, ary i Fasora zanak’i Melkiasa, dia nandre ny teny nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Sefatià zanakalahin’i Matàna sy i Gedalià zanakalahin’i Pasehora sy i Jokaly zanakalahin’i Selemià ary i Pasehora zanakalahin’i Malkià dia samy nandre ny teny nolazain’i Jeremià tamin’ny olona rehetra nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Safatia, zanak'i Matana, sy Gedalia, zanak'i Pasora, sy Jokala, zanak'i Semelia, ary Pasora, zanak'i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain'i Jeremia tamin'ny vahoaka rehetra nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Safatia, zanak’i Matana, sy i Gedalia, zanak’i Pasora, ary i Jokala, zanak’i Selemia, sy i Pasora, zanak’i Malkia, dia nandre ny teny izay nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra hoe:
malagasy
[Ny nitoeran'i Jeremia tao an-davaka sy ny fara fihaonany tamin'i Zedekia] Ary Safatia, zanak'i Matana, sy Gedalia, zanak'i Pasora, sy Jokala, zanak'i Semelia, ary Pasora, zanak'i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain'i Jeremia tamin'ny vahoaka rehetra nanao hoe: