Jeremiah 38:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ebeda-Meleka kosita tamin’i Jeremia: Ataovy eo ambanin’ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto, ary ho eo ambaniny ny tady mahazaka; dia nataon’i Jeremia izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Abdemeleka etiôpianina tamin’i Jeremia: «Ataovy ao ambany helikao ireny lamba tonta amam-borodamba ireny eo ambanin’ny tady.» Nataon’i Jeremia izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Hebeda-Melèka etiôpianina tamin’i Jeremià hoe: –Ataovy ao ambany helikao ireo vorodamba ireo ka apetraho eo ambaniny ny tady mahazaka. Rehefa nataon’i Jeremià izany,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Ebeda-meleka Etiopiana tamin'i Jeremia: Ataovy eo ambanin'ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto ho efitry ny mahazaka, dia nataon'i Jeremia izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ebeda-Meleka kosita tamin’i Jeremia: Ataovy eo ambanin’ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto, ary ho eo ambaniny ny tady mahazaka; dia nataon’i Jeremia izany;
malagasy
Dia hoy Ebeda-meleka Etiopiana tamin'i Jeremia: Ataovy eo ambanin'ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto ho efitry ny mahazaka, dia nataon'i Jeremia izany;