Jeremiah 38:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nosintoniny tamin’ny tady mahazaka i Jeremia ka nakariny avy tao anaty lavaka; dia nitoetra teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nosintonin’izy ireo tamin’ny tady izy, dia nampiakariny avy ao an-davaka. Ary i Jeremia nitoetra teo an-kianjan’ny fiambenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nosintonin’ireo ny tady mahazaka ka nakariny avy tao an-davaka i Jeremià; ary nipetraka tao an-kianjan’ny trano fiambenana izy.
Malagasy Bible 1865
ka dia nosintoniny tamin'ny mahazaka Jeremia ka nakariny avy tao anaty lavaka, ary dia nitoetra teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nosintoniny tamin’ny tady mahazaka i Jeremia ka nakariny avy tao anaty lavaka; dia nitoetra teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana izy.
malagasy
ka dia nosintoniny tamin'ny mahazaka Jeremia ka nakariny avy tao anaty lavaka, ary dia nitoetra teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana izy.