Jeremiah 38:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jeremia tamin’i Zedekia: Raha ambarako anao, dia tsy hovonoinao tokoa va re aho? Fa na dia tolorako saina aza ianao, dia tsy hihaino ahy tsinona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jeremia tamin’i Sedesiasa: «Moa tsy hamono ahy tokoa va ianao, raha ilazako izany. Ary raha omeko hevitra ianao, tsy hihaino ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jeremià tamin’i Tsedekià: –Raha milaza ny marina aminao aho, dia hovonoinao ho faty. Ary raha manoro hevitra anao aho, dia tsy hohenoinao akory.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jeremia tamin'i Zedekia: Raha ambarako anao, dia tsy hovonoinao tokoa va re aho? Fa na dia omeko saina aza ianao, dia tsy hihaino ahy tsinona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jeremia tamin’i Zedekia: Raha ambarako anao, dia tsy hovonoinao tokoa va re aho? Fa na dia tolorako saina aza ianao, dia tsy hihaino ahy tsinona.
malagasy
Ary hoy Jeremia tamin'i Zedekia: Raha ambarako anao, dia tsy hovonoinao tokoa va re aho? Fa na dia omeko saina aza ianao, dia tsy hihaino ahy tsinona.