Jeremiah 38:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jeremia tamin’i Zedekia: Izao ary no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Raha mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona tokoa ianao dia ho velona ny ainao sady tsy hodorana amin’ny afo ity tanàna ity, fa ho velona ianao sy ny mpianakavinao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jeremia tamin’i Sedesiasa: «Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Raha mivoaka hanaiky ny lehiben’ny mpanjakan’i Babilôna ianao, dia ho velona aina ianao sy ny mpianakavinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jeremià tamin’i Tsedekià: –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Raha mivoaka hitolo-batana amin’ny manamboninahitry ny mpanjakan’i Babilôna ianao, dia ho velona ianao sy ny fianakavianao, ary tsy hodorana amin’ny afo ity tanàna ity.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jeremia tamin'i Zedekia: Izao ary no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Raha mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona tokoa ianao, dia ho velona ny ainao, sady tsy hodorana amin'ny afo ity tanàna ity, fa ho velona ianao sy ny mpianakavinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jeremia tamin’i Zedekia: Izao ary no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Raha mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona tokoa ianao dia ho velona ny ainao sady tsy hodorana amin’ny afo ity tanàna ity, fa ho velona ianao sy ny mpianakavinao;
malagasy