Jeremiah 38:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha tsy mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona kosa ianao dia hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeana ity tanàna ity sady hodorany amin’ny afo izy ary tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mivoaka hanatona ny lehiben’ny mpanjakan’ny Babilôna kosa ianao: ity tanàna ity hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina, ka hodorany; ianao kosa tsy ho afa-mandositra azy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manaiky hitolo-batana amin’ireo manamboninahitry ny mpanjakan’i Babilôna kosa ianao, dia hatolotro eo an-tanan’ny Babilônianina ity tanàna ity ka hodorana amin’ny afo; ary ianao tsy ho afa-mandositra azy akory.»
Malagasy Bible 1865
fa raha tsy mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona kosa ianao, dia hatolotra eo an-tànan'ny Kaldeana ity tanàna ity, sady hodorany amin'ny afo izy, ary tsy ho afa-mandositra ny tànany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha tsy mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona kosa ianao dia hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeana ity tanàna ity sady hodorany amin’ny afo izy ary tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao.
malagasy