Jeremiah 38:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Zedekia mpanjaka tamin’i Jeremia: Matahotra ny Jiosy izay efa nanatona ny Kaldeana aho, fandrao hatolony eo an-tanany ka hataony fihomehezana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Sedesiasa mpanjaka tamin’i Jeremia: «Matahotra an’ireo Jodeanina efa nanatona ny Kaldeanina aho; dia hatolotry ny olona an’ireo aho ka hataon’ireo fihomehezana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Tsedekià mpanjaka tamin’i Jeremià: –Matahotra ireo Jiosy izay efa niandany tamin’ny Babilônianina aho, fandrao hatolony ho eo an-tanan’ireo ka hataony fihomehezana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Zedekia mpanjaka tamin'i Jeremia: Matahotra ny Jiosy izay efa nanatona ny Kaldeana aho, fandrao hatolony eo an-tànany aho ka hataony fihomehezana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Zedekia mpanjaka tamin’i Jeremia: Matahotra ny Jiosy* izay efa nanatona ny Kaldeana aho, fandrao hatolony eo an-tanany ka hataony fihomehezana.
malagasy
Ary hoy Zedekia mpanjaka tamin'i Jeremia: Matahotra ny Jiosy izay efa nanatona ny Kaldeana aho, fandrao hatolony eo an-tànany aho ka hataony fihomehezana.