Jeremiah 38:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Jeremia: Tsy hanolotra anao izy tsy akory. Trara antitra ianao, ankatoavy ny tenin’NY TOMPO, izay lazaiko aminao, mba hahita soa ianao ka ho velona ny ainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Jeremia: «Tsy hanolotra anao ny olona; mba henoy re ny feon’i Iaveh amin’izay ambarako aminao, dia hahita soa amin’izay ianao ary ho voavonjy ny ainao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jeremià taminy: –Tsia, tsy hisy hanolotra anao aminy fa ankatoavy ny tenin’ny TOMPO izay lazaiko aminao, dia ho tsara aminao ny toe-javatra ary ho velona ny ainao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jeremia: Tsy hanolotra anao izy tsy akory. Trarantitra ianao, ankatoavy ny tenin'i Jehovah, izay lazaiko aminao, mba hahita soa ianao, ka ho velona ny ainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Jeremia: Tsy hanolotra anao izy tsy akory. Trara antitra ianao, ankatoavy ny tenin’NY TOMPO, izay lazaiko aminao, mba hahita soa ianao ka ho velona ny ainao.
malagasy
Fa hoy Jeremia: Tsy hanolotra anao izy tsy akory. Trarantitra ianao, ankatoavy ny tenin'i Jehovah, izay lazaiko aminao, mba hahita soa ianao, ka ho velona ny ainao.