Jeremiah 38:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy mety mivoaka kosa ianao dia izao no teny efa nasehon’NY TOMPO ahy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mandà tsy hivoaka ianao dia izao no nambaran’i Iaveh tamiko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manaiky hitolo-batana ianao, dia izao no zavatra nasehon’ny TOMPO tamiko:
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy mety mivoaka kosa ianao, dia izao no teny efa nasehon'i Jehovah ahy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy mety mivoaka kosa ianao dia izao no teny efa nasehon’NY TOMPO ahy:
malagasy
Fa raha tsy mety mivoaka kosa ianao, dia izao no teny efa nasehon'i Jehovah ahy: