Jeremiah 38:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia hoentina mivoaka ho any amin’ny Kaldeana; ary tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao, fa ho azon’ny tanan’ny mpanjakan’i Babilona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vady aman-janakao rehetra hoentina ao amin’ny Kaldeanina, ianao koa tsy ho afa-mandositra azy ireo, fa ho azon’ny mpanjakan’ny Babilôna, ary ianao no nandoro ity tanàna ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny vadinao rehetra mbamin’ireo zanakao lahy dia hoentina any amin’ny Babilônianina, ary ianao koa tsy ho afaka amin’ny tanany; hataon’ny mpanjakan’i Babilôna sambo-belona ianao ary noho ny aminao no handoroana ity tanàna ity amin’ny afo.
Malagasy Bible 1865
Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia ho entina mivoaka ho any amin'ny Kaldeana; ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho azon'ny tanan'ny mpanjakan'i Babylona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia hoentina mivoaka ho any amin’ny Kaldeana; ary tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao, fa ho azon’ny tanan’ny mpanjakan’i Babilona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin’ny afo.
malagasy