Jeremiah 38:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Zedekia tamin’i Jeremia: Aoka tsy ho ren’olona ary izany teny izany, mba tsy ho faty ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Sedesisa tamin’i Jeremia: «Aoka tsy hisy olona hahare na inona na inona amin’izao resaka izao, dia tsy ho faty ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Tsedekià tamin’i Jeremià: –Raha tsy te ho faty ianao, dia aoka tsy hisy hahalala izao resaka nifanaovantsika izao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Zedekia tamin'i Jeremia: Aoka tsy ho ren'olona ary izany teny izany, mba tsy ho faty ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Zedekia tamin’i Jeremia: Aoka tsy ho ren’olona ary izany teny izany, mba tsy ho faty ianao.
malagasy
Dia hoy Zedekia tamin'i Jeremia: Aoka tsy ho ren'olona ary izany teny izany, mba tsy ho faty ianao.