Jeremiah 38:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa ren’ny mpanapaka fa niresaka taminao aho, ary tonga aminao izy ka miteny aminao hoe: Ambarao aminay ankehitriny izay nolazainao tamin’ny mpanjaka, aza afenina anay fa tsy hamono anao izahay; ary ambarao anay koa izay nolazain’ny mpanjaka taminao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ren’ny mpanapaka fa niresaka taminao aho, ka tonga aminao izy manao hoe: ‹Ambarao anay izay nolazainao tamin’ny mpanjaka sy nolazain’ny mpanjaka taminao; aza misy afenina aminay, dia tsy hamono anao izahay›; dia izao no amalio azy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho ren’ireo manamboninahitra ambony fa niresaka taminao aho, koa ho avy izy hanontany anao ny amin’izay nifampiresahantsika. Hampanantena izy fa tsy hamono anao ho faty, raha tsy manafina na inona na inona aminy ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ren'ny mpanapaka fa niresaka taminao aho, ary tonga aminao izy ka manao aminao hoe: Ambarao aminay ankehitriny izay nolazainao tamin'ny mpanjaka, aza afenina anay, fa tsy hamono anao izahay; ary ambarao koa izay nolazain'ny mpanjaka taminao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa ren’ny mpanapaka fa niresaka taminao aho, ary tonga aminao izy ka miteny aminao hoe: Ambarao aminay ankehitriny izay nolazainao tamin’ny mpanjaka, aza afenina anay fa tsy hamono anao izahay; ary ambarao anay koa izay nolazain’ny mpanjaka taminao;
malagasy