Jeremiah 38:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lazao aminy hoe: Noraisin’ny mpanjaka ny fiangaviako, mba tsy hamerenany ahy ho faty any amin’ny tranon’i Jonatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Nanatitra ny fitarainako tamin’ny mpanjaka aho, mba tsy haveriny any an-tranon’i Jonatàna izay hahafatesako, aho.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa izao no havalinao azy: «Niangavy ny mpanjaka aho mba tsy haveriny any an-tranon’i Jônatàna intsony fandrao ho faty any.»
Malagasy Bible 1865
dia ataovy aminy hoe: Noborahina teo anatrehan'ny mpanjaka ny fifonako, mba tsy hamerenany ahy ho faty any amin'ny tranon'i Jonatana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia lazao aminy hoe: Noraisin’ny mpanjaka ny fiangaviako, mba tsy hamerenany ahy ho faty any amin’ny tranon’i Jonatana.
malagasy
dia ataovy aminy hoe: Noborahina teo anatrehan'ny mpanjaka ny fifonako, mba tsy hamerenany ahy ho faty any amin'ny tranon'i Jonatana.