Jeremiah 38:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitoetra teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana i Jeremia mandra-pahatongan’ny andro nahazoana an’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nipetraka tao an-kianja fiambenana i Jeremia mandra-pahafaka an’i Jerosalema; ka dia tao ihany izy, nony azo Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jeremià dia nijanona teo an-kianjan’ny trano fiambenana mandra-pahatongan’ny andro izay nahazoana an’i Jerosalema. Izao no zava-niseho tamin’ny nahazoana an’i Jerosalema:
Malagasy Bible 1865
Ary Jeremia nitoetra teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana mandra-pahatongan'ny andro nanafahana an'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitoetra teo amin’ny kianjan’ny trano fiambenana i Jeremia mandra-pahatongan’ny andro nahazoana an’i Jerosalema.
malagasy
Ary Jeremia nitoetra teo amin'ny kianjan'ny trano fiambenana mandra-pahatongan'ny andro nanafahana an'i Jerosalema.