Jeremiah 38:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Ity tanàna ity dia hatolotra eo an-tanan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona tokoa ka ho azony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Hatolotra ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity, ka ho afany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jeremià hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Hatolotra eo an-tanan’ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna tokoa ity tanàna ity ka ho azony.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Ity tanàna ity dia hatolotra eo an-tànan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona tokoa ka ho afany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Ity tanàna ity dia hatolotra eo an-tanan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona tokoa ka ho azony.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Ity tanàna ity dia hatolotra eo an-tànan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona tokoa ka ho afany.