Jeremiah 38:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Zedekia mpanjaka: Indro, eo an-tananareo izy; fa tsy mahefa na inona na inona hisakana anareo ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Sedesiasa mpanjaka: «Anananareo fahefana izy, fa ny mpanjaka tsy mahefa na inona na inona hisakanana anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy ireo i Tsedekià hoe: –Ataovy izay tianareo hatao aminy, fa na izaho mpanjaka aza tsy afaka hisakana anareo amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Zedekia mpanjaka: Indro, eo an-tananareo izy; fa ny mpanjaka tsy mahefa na inona na inona hisakana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Zedekia mpanjaka: Indro, eo an-tananareo izy; fa tsy mahefa na inona na inona hisakana anareo ny mpanjaka.
malagasy
Dia hoy Zedekia mpanjaka: Indro, eo an-tananareo izy; fa ny mpanjaka tsy mahefa na inona na inona hisakana anareo.